|
|
|
|

Entrée1  fikelezana aina
Partie du discours  2  locution
Exemples  3  [1.38] Izany aloha no fantapantatra miandry ny soratra hafa izay mbola ho hita aoriana, angamba, noho ny fikelezana aina fatratra ataon' ireo Arkeologista izay mamongatra ny zavatra betsaka nilevina arivo taona maro.
Radical  4  kely, aina

Mis à jour le 2024/12/07